Imaintsoanala

Imaintsoanala Imaintsoanala (Snack & Glace) propose divers plats pour embellir votre journée, où que vous soyez!

Salama daholo fianarantsoa... Ity misy vaovao mahafinaritra..Manasa antsika rehetra...
12/03/2024

Salama daholo fianarantsoa... Ity misy vaovao mahafinaritra..
Manasa antsika rehetra...

Miandry anareo sisa izahay ann. 🙏😁😁
19/02/2024

Miandry anareo sisa izahay ann. 🙏😁😁

Mbola dispo fona ty pack ty an. 😊😉
14/02/2024

Mbola dispo fona ty pack ty an. 😊😉

Ity ary ny olona afaka manjifa maimaimpoana ny pack st valentin...Arahabaina RM Nah misaotra antsika rehetra izay nandra...
14/02/2024

Ity ary ny olona afaka manjifa maimaimpoana ny pack st valentin...
Arahabaina RM Nah
misaotra antsika rehetra izay nandray anjara fa tontosa soa amantsara ny lalaontsika... Mbola misy @ manaraka faza mora kivy. ❤️❤️
Tinay daholo ianareo. ❣️

14/02/2024

Salama aby oh! Arahabaina daholo nahatratra ny fetin'ny mpifankatia isika rhetra !
Tapitra izao moa ny lalao ka ho avokantsika eto @11 ny misitraka ilay pack maimaimpoana avy amin'i Imaintsoanala
Tinay daholo ianareo. ❤️❤️

Offre st val tsika ann...Pizza au poulet & glaces pour 2💞💞💞Pour seulment 15.000ar...Afaka mandefa hafatra miafina   rah ...
12/02/2024

Offre st val tsika ann...
Pizza au poulet & glaces pour 2💞💞💞
Pour seulment 15.000ar...
Afaka mandefa hafatra miafina rah hi-reserver dien zao... ❣️ ❤️
ny lalaon-tsika kosa dia izao:
-Mandefa commentaire hoe: tiako ianao
-Manao partage an'ity publication ity sady mentionner-nao ilay olontianao
-izay mahazo réactions betsaka indrindra dia afaka maka maimaimpoana io pack io aImaintsoanalaalaalalatamaty ambanin'ny Fo Masin'i Jesoa.
Ny lalao dia manomboka izao ka mifarana ny alarobia 14fev a 9h
❤️Mirary fety sambatra ho antsika rehetra sahady💓💓

❤️❤️Fianarantsoa sy ny manodidina❤️❤️Hisy offre spéciale St Valentin oavokatsika eto amin'ny pejy rahampitso...Hisy lala...
11/02/2024

❤️❤️Fianarantsoa sy ny manodidina❤️❤️
Hisy offre spéciale St Valentin oavokatsika eto amin'ny pejy rahampitso...
Hisy lalao koa ho hitantsika rahampitso à 14h...
Araho fona ny pejy 😊😊😉
(sary santionany fotsiny)

Mandray commande gâteau ko  itiavanareo azy... Tongava mp na tonga dia miantso ny 0345603084
05/02/2024

Mandray commande gâteau ko itiavanareo azy... Tongava mp na tonga dia miantso ny 0345603084

Akory aby fianarantsoa...Mandray commande fona Imaintsoanala  a.Misaotra @ fahatokisana fona. 🙏🙏🙏
05/02/2024

Akory aby fianarantsoa...
Mandray commande fona Imaintsoanala a.
Misaotra @ fahatokisana fona. 🙏🙏🙏

Hey hey hey...👋👋👋Talatamaty ambanin'ny Lycée Fo Masin'i Jesoa ny fotoana an...
25/01/2024

Hey hey hey...
👋👋👋
Talatamaty ambanin'ny Lycée Fo Masin'i Jesoa ny fotoana an...

Address

Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Imaintsoanala posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category