Frutiss & Lego

Frutiss & Lego Restaurant - Fast Food - Grillades

🎉 Anniversaire ? Fivoriana ? Événement kely manokana ?VAOVAO BE 🥳Afaka privatiser-na ho anareo ihany koa ny Patio Gourme...
08/11/2025

🎉 Anniversaire ? Fivoriana ? Événement kely manokana ?
VAOVAO BE 🥳

Afaka privatiser-na ho anareo ihany koa ny Patio Gourmet ! 🥰
Toerana cosy be, calme sady classes 🥳😉Mety tsara ho an’ny ambiance familiale sy namana akaiky 🎂🍹

📅 Rahoviana no atao ilay izy ? 😁
📲 Manaova haingana réservation amin'ny 034 56 297 39 na MP
📍 Talatamaty, ampitan’ny lavage na akaiky CNAPS

🍔 Mmmm… Miam miam 😋😍Tohizo ary izao teny izao 👇👉 “Tsy miditra mihitsy ny Burger raha vao tsy miaraka amin'ny…” 🥤🍟😍🍔a/ Sa...
07/11/2025

🍔 Mmmm… Miam miam 😋😍
Tohizo ary izao teny izao 👇
👉 “Tsy miditra mihitsy ny Burger raha vao tsy miaraka amin'ny…” 🥤🍟😍🍔

a/ Sakay 🌶️
b/ Ketchup 🍅
c/ Jus gazeuze 🥤
d/ Plat hafa 😋

💬 Alefaso ary ny Coms eee ! 👇

🥰 MANKASITRAKA  🥰Toy izao ny ambiance nandritra ny fanokafana ny LE PATIO GOURMET tamin'ny sabotsy teo 🙂Misaotra anareo ...
06/11/2025

🥰 MANKASITRAKA 🥰

Toy izao ny ambiance nandritra ny fanokafana ny LE PATIO GOURMET tamin'ny sabotsy teo 🙂
Misaotra anareo namaly ny invitation 🥰🙏

✨ Andao hanao Zoma mahafinaritra hanombohana tsara ity volana ity ! 🥰❗Identifier-o izay tokony hiaraka aminao hamonjy it...
05/11/2025

✨ Andao hanao Zoma mahafinaritra hanombohana tsara ity volana ity ! 🥰❗
Identifier-o izay tokony hiaraka aminao hamonjy ity SOIREE AFTERWORK ity 🥳

💥 Tia mozika sy mihira ? Hisy open mic ho anao amin’io !
💥 Tsakitsaky sy boissons ? Tsy adino ihany koa 😉

📅 Rendez-vous le 07 Novembre, manomboka amin'ny 07 ora hariva 😎
📍 Talatamaty, ampitan’ny lavage na akaiky CNAPS – tongava maro !
📲 Contact : 034 56 297 39 na MP

😋 Mmmm... Inona izao no tianareo hohanina amin’izao ? 🍔🍟Burger matsiro be ve ohatra .... 😍Sa ilay Plat vao mafana tsara ...
04/11/2025

😋 Mmmm... Inona izao no tianareo hohanina amin’izao ? 🍔🍟
Burger matsiro be ve ohatra .... 😍Sa ilay Plat vao mafana tsara iny ? 💛💛
— Mankafy foana rehefa ato amin'ny Le Patio Gourmet 💛

📲 Contact : 034 56 297 39✨

Andao aloha isika hitsikitsy kely hanombohana ity volana ity 🌺🥰👉 Teneno ao anaty commentaire anie ny anaranao dia ataovy...
03/11/2025

Andao aloha isika hitsikitsy kely hanombohana ity volana ity 🌺🥰

👉 Teneno ao anaty commentaire anie ny anaranao dia ataovy misy ny sakafo préféré anao 😊

👉Ohatra hoe “ Le Patio Gourmet au Fromage " , ” Le Patio Gourmet au chocolat 🍫 ”

Andao ary eh !!!! 🥳

LePatioGourmet # Jeu

Mahatsiaro manokana ireo izay efa lasa isika androany 🕯Mipetraka sy tsaroana foana ireo souvenir niarahana ✨
01/11/2025

Mahatsiaro manokana ireo izay efa lasa isika androany 🕯
Mipetraka sy tsaroana foana ireo souvenir niarahana ✨

🎉 Faly be izahay manambara ny mpandresy amin’ny lalaontsika! 🎉👑  Ratsimbazafy no voasarika ho mpandresy nahazo invitatio...
31/10/2025

🎉 Faly be izahay manambara ny mpandresy amin’ny lalaontsika! 🎉

👑 Ratsimbazafy no voasarika ho mpandresy nahazo invitation ho an’olona 2 🥰

👏 Fanantenana Doùdoù kosa no nahazo invitation ho an’olona 1, noho ny ezaka be nataony tamin’ilay lalao! 💪💖

🎊 Arahabaina be dia be ianareo roa!
⏰ Rahampitso ny fotoana lehibe antsika!

😘 Oroka mamy be ihany koa ho anareo rehetra nandray anjara — tianay be ianareo! 💞

Address

Rue Docteur Joseph Raseta
Ivato
102

Opening Hours

Monday 09:00 - 20:30
Tuesday 09:00 - 20:30
Wednesday 09:00 - 20:30
Thursday 09:00 - 20:30
Friday 09:00 - 20:30
Saturday 09:00 - 20:30
Sunday 09:00 - 14:30

Telephone

+261345629739

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Frutiss & Lego posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Frutiss & Lego:

Share

Category