IN ZION Bistro

IN ZION Bistro Restaurant

31/12/2025
Arabaina nahatratran’ny faran’ny taona daholo e👋 Mbola mandray commande viande fumée na laqué Izahay an! Misokatra ny to...
31/12/2025

Arabaina nahatratran’ny faran’ny taona daholo e👋
Mbola mandray commande viande fumée na laqué Izahay an! Misokatra ny toerampivarotanay androany tontolo andro. Ny commande tsakitsaky maro isankarazany : nem, sambos, boulette sns…
=> Poulet rôti 45000-50000ar
=>Tsatsiou 50000ar
=> nem viande:500ar
=>sambos sy boulette: 500ar
❌ny tsara tonga dia miantso avy hatrany @ 034 91 475 35

23/11/2025

Hiray fo sy feo aminao indray ny REKO ❤️‍🔥

Ny alahady 28 DESAMBRA, amin’ny 3 ora tolakandro eny amin’ny PALAIS DES SPORTS MAHAMASINA. 🎉

Miomàna hamerina ireo hira izay nahafantarana azy ireo hatrizay sy ireo vao hivoaka, ary hamorona fahatsiarovana mamy be hamarana ny taona !💥

🎟️ Vidin'ny tapakila :
✨Fanzone : 7 000 Ar
✨Bronze : 10 000 Ar
✨Silver : 15 000 Ar
✨Prime : 20 000 Ar
✨Gold : 30 000 Ar
✨Signature : 75 000 Ar
✨Prestige : 100 000 Ar

⚠️ Ny tapakila dia azo jifaina manomboka ny Asabotsy 29 novambra eny amin’ireto toerana ireto :
- PRESTIGE, SIGNATURE, GOLD, PRIME : www.ketrika.com
- SILVER, BRONZE, FANZONE : QG Reko Antaninandro

📞 Infoline : 034 050 14 58 (9h – 13h et 14h – 17h)

Mandeha ny fanomanana, fandrio mialoha ny toeranao hiaraka amin'ny REKO ! 💥
Araho tsy tapaka ny pejy… efa maika hiaraka aminareo ! 🔥

Hianarana ao koa ny mahasamihafa ny Fumée sy ny Fumée boucané
17/11/2025

Hianarana ao koa ny mahasamihafa ny Fumée sy ny Fumée boucané

Ndao amizay ary e👋🔴Formation de Viande Fumée boucané 📆 Samedi 29 novembre 2025       Samedi 13 décembre 2025🕘9h-16hLieu:...
17/11/2025

Ndao amizay ary e👋
🔴Formation de Viande Fumée boucané
📆 Samedi 29 novembre 2025
Samedi 13 décembre 2025

🕘9h-16h
Lieu: Ivato près de la Bank BGFI
💰Frais de formation :70.000Ariary
Ingrédients, matériels + Sakafo atoandro inclus
🔵 Réservation : 50% @ frais de formation
=>35.000ar
Tel:-034 07 565 65
-034 91 475 35

📝programmes:
-choix épices
-téchnique de massération et marinade
-téchnique de cuisson
-choix de viande …

👨‍🍳 Formateur : Chef Zo

13/11/2025
Salama daholo ooo😊Hiverina sy hifantoka misimisy kokoa @ viande fumée & boucané isika ato ho ato fefa manakaiky ny volan...
11/11/2025

Salama daholo ooo😊
Hiverina sy hifantoka misimisy kokoa @ viande fumée & boucané isika ato ho ato fefa manakaiky ny volan’ny fety an!🎄
Mety mahaliana anao ve ny hianatra hanisy hanitra sy tsiro vaovao ny sakafo ataonao na ihany koa te hanitatra na hanokatra fidirambola ho anao manokana?
➡️araho hatrany ny pejy ary e!
Lieu:Ivato près de la banque BGFI

Afaka atao gouter tsara miaraka @ salade 🥗👍
03/11/2025

Afaka atao gouter tsara miaraka @ salade 🥗👍

📣Ampiasanay mégaphone mihitsy ilazanay fa matsiro sady tsara kalitao ny Nem viande ato aminay,tsisy hoe tongolo na poireau an !fa tena NEM VIANDE matsiro be 👍 @ vidiny 500ar monja .
Mandray commande ihany koa izahay an!
Tel: 034 91 475 35
034 07 565 65

📣Ampiasanay mégaphone mihitsy ilazanay fa matsiro sady tsara kalitao ny Nem viande ato aminay,tsisy hoe tongolo na poire...
03/11/2025

📣Ampiasanay mégaphone mihitsy ilazanay fa matsiro sady tsara kalitao ny Nem viande ato aminay,tsisy hoe tongolo na poireau an !fa tena NEM VIANDE matsiro be 👍 @ vidiny 500ar monja .
Mandray commande ihany koa izahay an!
Tel: 034 91 475 35
034 07 565 65

Address

Ivato

Telephone

+261349147535

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when IN ZION Bistro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to IN ZION Bistro:

Share