06/10/2025
Efa manomboka mafana zao ny andro ry zareo na dia oe : mbola somary mangatsiaka aza indray2 ..
Reto ary vokatra antsika ..glace cornet
Mandefa amin ny KG iany kuh zay ah ...toerana misy anay tsy mbola niova fa aty ambany tranompokonolona ivato