Planque

Planque Planque restaurant à Majunga pour les amoureux du goût et d’une ambiance tropicale

Arabaina daholo eee 🥳🥳Tsy aleo ho faranatsika miaraka aty amin'i Planque  ve ny anio 😍? Mety zay e? Tongava ary ee      ...
31/12/2023

Arabaina daholo eee 🥳🥳

Tsy aleo ho faranatsika miaraka aty amin'i Planque ve ny anio 😍? Mety zay e? Tongava ary ee

Fête 🥳🥳                Planque🍽️🥘🍜📍Lieu de détenteAnti stress ☺️lieu pour Famille AmisIo ny    dia aza adino fona mitond...
28/12/2023

Fête 🥳🥳 Planque🍽️🥘🍜
📍Lieu de détente
Anti stress ☺️
lieu pour Famille Amis

Io ny dia aza adino fona mitondra an le namanao tinao be iny 😘

🤫Fanafody Grippe Remède Grippe 🤭>>🤔"Sery vitan'ny Sakamalao ve hono amonoana vantitr'akoho?"Oui AMONOANAY ianareo fa ton...
22/12/2023

🤫Fanafody Grippe Remède Grippe 🤭
>>🤔"Sery vitan'ny Sakamalao ve hono amonoana vantitr'akoho?"
Oui AMONOANAY ianareo fa tongava 🤫😍

📣Lasoupy Lasoupy lasoupy 😋
Efa tonga ato amin'ny Planque ilay Matsiirroo be an! 🍜

Oento daholo ny fianakaviana fa misy anjaranareo rehetra ato amin-tsika sad ny toerana oa mahafinaritra kely 🥹😍

Salama daholo ee ☺️Ela ela no tsy nisy publications e?Efa akaiky izao ny fety ka amboary ny programme tsika an 😀, Efa ma...
21/12/2023

Salama daholo ee ☺️
Ela ela no tsy nisy publications e?

Efa akaiky izao ny fety ka amboary ny programme tsika an 😀, Efa manomakomana izahay ka tongava eee 🥳

12/12/2023

Manao ahoana ny endrikin'ny mpandraharaha hitanao?

Mitsikitsiky?
Miramirana?
Sympa?
Calme? Cool?

Zay no hitanao; fa ny toetra tsy hitanao dia: mpanasazy, mpiketrona, mpandroaka, tsy mitsitsy izahay...

(Raha tsy mpandraharaha ianao dia aza vakiana intsony ity tohiny ity azafady)

Rehefa tsy mety dia tsy mety
Rehefa tsy hahafahanay manatratra ny tanjon'ny orinasa dia tsy mety
Rehefa mampi-RAM ny ekipa dia tsy mety

Matoa ny olona iray mahomby amin'ny fitarihana ao amin'ny orinasany dia: satria sahy izy manapaka ny rantsa-tanana tsy manaiky fandaminana.

Aty anaty orinasa tsy misy "antra"; raha antra no "base" dia tokony association no hatsangana fa tsy orinasa.

Aza miheritreritra ny hahomby tompoko raha tsy sahy mandroaka!
Aza miheritreritra ny hahomby tompoko rehefa tsy sahy miteny ny tsy mety

Nisy tompon'andraikim-panjakana ambony iray izay niresaka tamiko tamin'ny zoma: hoy aho taminy: ny anisan'ny maharatsy ny asam-panjakana sy ny servisim-panjakana dia ity: ny fanjakana dia tsy mandroaka mpiasam-panjakana. Ao anie misy tsy mahay akory e, fa havan'i Rakoto sy Rabe dia nahazo toerana izy...
Ao anie misy mangalatra e, fa satria samy manao dia tsy mifampitoroka, dia ny leader koa tsy sahy miteny satria samy manao e!

Hey, ianao no lohany: rehefa migebona io orinasanao io: iza no mitaty ny vokany?
Les rats quittent le navire dia mitady navire hafa ry zareo satria rendrika ianao; fa ianao ahoana? ianao ho aiza? Ianao anie no tratra farany ao e...

Ry mpandraharaha namana, mianara manaisotra ny poizina mba hahasalama ny orinasanao.
Sahia manaisotra ny tsilo sy ny ahi-dratsy eo amin'ny tanim-bolinao
.. fa sahia koa mametraka satroboninahitra sy mitoraka voninkazo ho an'izay mendrika an'izany.

Tsara ity alatsinainy ity.

Aona ny programme weekend nareo ao? 😀 Ny anay efa masaka fa tongava iaraka aminay e 🥹 misy sahaza anareo rehetra ato @  ...
01/12/2023

Aona ny programme weekend nareo ao? 😀 Ny anay efa masaka fa tongava iaraka aminay e 🥹 misy sahaza anareo rehetra ato @ 🤤🍕🍧🥤🍝

Rariva azy ooh 😍🥳

Salama eee 🥰Iza le olona Ratsiana Pizza ren 😭 ?Tongava fa misy aty am Tsika   😍.. tsy ankanavaka na ankizy rava avy mian...
29/11/2023

Salama eee 🥰

Iza le olona Ratsiana Pizza ren 😭 ?
Tongava fa misy aty am Tsika 😍.. tsy ankanavaka na ankizy rava avy mianatra na famille rehetra mintsy eee 🍕☺️ Prix 🤫🧐
Sady ny andro mafana ny toeran-tsika mangatsitsika tsara revirevy pizza 🍕

Rariva ny rendez-vous atsika ary ooh

🍝🍝🍝🍝🍝🍝Sabotsy sahady ny andro 😭Io   io dia anisan'ny zava-baovao ato amin'ny   tompoko 🤤☺️ ka manasa anareo anandrama fa...
25/11/2023

🍝🍝🍝🍝🍝🍝
Sabotsy sahady ny andro 😭

Io io dia anisan'ny zava-baovao ato amin'ny tompoko 🤤☺️ ka manasa anareo anandrama fa sady no zanyy an 😯, Sûr zahay fa hahenonareo Tsiro tsy mbola faheno izy io ka tongava tompoko 🥳🥳 🍝🍝🍝🍝💆‍♂️💆‍♂️

🍕🍕🥤🥤Majunga tianay ee 🥰🥰🛑10.000ar fotsony dia mahazo pizza afaa mintsy, ato amin'i   Misy sakafo maro hafa koa fa tongav...
22/11/2023

🍕🍕🥤🥤Majunga tianay ee 🥰🥰

🛑10.000ar fotsony dia mahazo pizza afaa mintsy, ato amin'i

Misy sakafo maro hafa koa fa tongava a partir de 18h 😅

Dispo sur place uniquement aloa atreto 😍

😬 Hono oa 😅, manana namana ve nareo na le karazan'olona midongy hoentina mivoka fona reny? 🤔🤔Tsy maintsy hoe   mo zany s...
26/10/2023

😬 Hono oa 😅,

manana namana ve nareo na le karazan'olona midongy hoentina mivoka fona reny? 🤔🤔
Tsy maintsy hoe mo zany sady miresadresaka 🥰

Io ny toerana calme, ny sakafo misy, ary ze resaka ho ataonareo eo mety daholo 🤭🤫😅 🗣️🗣️🍴🥘🥘🥂🍤🍤🍛🍲🥗

en face Solima taloa miditra kely 100m 😍 dia a gauche 📍🚩
🛵🚙🚗🛺🛺🛺

FAHATSIAROVANA 🤗??Iza no Grand chef préféré'nareo ? 😅Mety daholo rehefa olona mpahandro sakafo rehetra na am télé, na ta...
20/10/2023

FAHATSIAROVANA 🤗
??Iza no Grand chef préféré'nareo ? 😅
Mety daholo rehefa olona mpahandro sakafo rehetra na am télé, na tany ampianarana, na ao atrano 😁👨‍🍳 ry Mama, ry Dada, ry Bebe sns e

Andeha mba ho tsarovantsika sy isaoran-tsika izy ireny e 🥳😍

Aza adino ny rendezvous atsika avy eo ary ooh 😅 tsy maintsy ataon-tsika matsiro io fa tongava tompoko🥳🥳

Majungaaa 😍😍Aona ? Efa io n sakafo fa miandry ny programme anareo sisa ☺️🥳Adresse ao am page an 😉😅Rariva ary ooh..Mbola ...
19/10/2023

Majungaaa 😍😍

Aona ? Efa io n sakafo fa miandry ny programme anareo sisa ☺️🥳

Adresse ao am page an 😉😅
Rariva ary ooh..

Mbola misy afa koa fa tongava eee 🥳

Address

Avenue Du Port
Mahajanga
401

Opening Hours

Tuesday 17:00 - 20:00
Wednesday 17:00 - 20:00
Thursday 17:00 - 20:00
Friday 17:00 - 20:00
Saturday 17:00 - 20:00

Telephone

+261348824218

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Planque posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category