Kanto Fils Resto

Kanto Fils Resto Spécialités Malagasy, Chinoises, européennes...

Ny masaka anio ☺️
27/03/2026

Ny masaka anio ☺️

25.03.26 atoandro an-tsary ☺️🥰
25/03/2026

25.03.26 atoandro an-tsary ☺️🥰

Notre début de semaine en photos ☺️🥰Excellente semaine à tous 😘
24/03/2026

Notre début de semaine en photos ☺️🥰

Excellente semaine à tous 😘

Sary mafinaritra nandritry ny herinandro ☺️🥰Bon week-end ôôô ☺️😘
14/03/2026

Sary mafinaritra nandritry ny herinandro ☺️🥰
Bon week-end ôôô ☺️😘

Akory aby eeee ☺️Fantatrao ve fa ankoatran’ny maha toeram-pisakafoana azy dia afaka mandray karazana fety na fivoriana i...
25/02/2026

Akory aby eeee ☺️

Fantatrao ve fa ankoatran’ny maha toeram-pisakafoana azy dia afaka mandray karazana fety na fivoriana ihany koa ny ato amin’ny Kanto Fils Resto ?! ☺️

Ny sary zaraina aminao eto izao dia nanamarika fetim-pianakaviana iray izay sady batisa no tsingerin-taona naterahana zaza iray izay 🎊🎉

Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala manantona anay ☺️

Mirary soa ôôô ❤️

Salama ve isika ato ôôô?! ☺️Fanontaniana matetika apetraky ny mpanjifa aminay ny hoe "Akoho gasy ve sa Poulet de chair i...
24/02/2026

Salama ve isika ato ôôô?! ☺️

Fanontaniana matetika apetraky ny mpanjifa aminay ny hoe "Akoho gasy ve sa Poulet de chair ilay akoho-nareo?" 🐔🐓

Dia ho valianay eto ilay fanontaniana ☺️

AKOHO GASY avokoa tompoko no ampiasainay amin’ny nahandro gasy : Romazava Royal, Akoho Rony, Akoho sôsy ary ny Poulet au coco ☺️🥰

Mankasitraka ❤️

Salama ôôô ☺️Mino izahay fa nahafinaritra ny week-end-nareo annn ☺️🎉🎊Herinandro vaovao be indray no ho santarina koa dia...
23/02/2026

Salama ôôô ☺️

Mino izahay fa nahafinaritra ny week-end-nareo annn ☺️🎉🎊

Herinandro vaovao be indray no ho santarina koa dia mirary fahombiazana, fitahiana ary fahasalamana ho antsika jiaby eee☺️🙏

Raha ianao no hisafidy laoka ato amin’i Kanto Fils Resto androany dia AKOHO RONY sa ilay ROMAZAVA ROYAL ?!

Bonne journée ôôô ☺️❤️

21/02/2026

👑 ROMAZAVA ROYAL 👑

Iza aminareo no efa nanandrana azy ity tato aminay?! ☺️

Misy aza moa dia nohon’ny fitiavany an’io fotsiny no andalovany ato matetika ☺️
Kopa-tanana ho an’ilay mpanjifa iray avy any Maintirano izay 👋👋👋 Vao eny am-baravarana izy dia ny fanontaniana apetrany voalohany dia ny hoe "Misy ve ilay mahazatra?!" 😁🫡

Ny tombony?
- tsy misy menaka
- matsiro (mampanampy vary io an 🤣)
- mahasalama

Nahandro isan’ny mampihavaka sy hahalan’ny olona an’izany Kanto Fils Resto izany ny Romazava Royal 👑🥰

Ary ianao? Rahoviana no andalo mba hanandrana ny tsirony?! ☺️😁

Nifarana sahady ilay herinandro ☺️Nanahoana izy tao? Ianareo ve efa nisy naka ilay Mine Sao XL tato Kanto Fils Resto ? 😁...
21/02/2026

Nifarana sahady ilay herinandro ☺️
Nanahoana izy tao?

Ianareo ve efa nisy naka ilay Mine Sao XL tato Kanto Fils Resto ? 😁 natao ho an’ny olona telo (03) izy io annnn ☺️

Bon week-end jiaby ôôô ☺️❤️

Vendredi joli ☺️☺️☺️Iza daholo ilay mpankafy an’ity "SPAGHETTI À LA BOLOGNAISE" ato aminay ity?! 😁 Sady misy midongy hoe...
20/02/2026

Vendredi joli ☺️☺️☺️

Iza daholo ilay mpankafy an’ity "SPAGHETTI À LA BOLOGNAISE" ato aminay ity?! 😁 Sady misy midongy hoe "mba ataovy be fromage" 🤭

Matsiro eeee?!?! 😁😋😋😋

Salama ôôô 👋👋👋Kely sisa dia hifarana indray ny herinandro ☺️Fa ianareo kosa aloha dia tena misy mahay misakafo eee😁😉Mine...
19/02/2026

Salama ôôô 👋👋👋

Kely sisa dia hifarana indray ny herinandro ☺️

Fa ianareo kosa aloha dia tena misy mahay misakafo eee😁😉

Mine Sao au Poulet 🍝 dia asiana assiette de crudités kely 🥗 miaraka amin'ny "jus naturel" mangatsiaka tsara 🍹
Mafinaritra eee ☺️🥰

Iza koa ilay manao toy izany rehefa misakafo?! 😁

Address

Bazar Be
Majunga

Opening Hours

07:30 - 22:00

Telephone

+261348023202

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kanto Fils Resto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Kanto Fils Resto:

Share

Category