La Promenade Majunga

La Promenade Majunga Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from La Promenade Majunga, Restaurant, Boulevard poincarre, Majunga.

🍽️ Restaurant - Snack - Pizzeria 🍕
🎉 salle de réception 250 personnes.
🌴 Ambiance conviviale sur la corniche - Mahajanga
🕒 Ouvert 6/7 jours / 10h - 22h
📍 La Promenade, Escale gourmande.
à 100m du baobab le plus célèbre de Madagascar

30/08/2025
Eeee Majunga !!!Alefa Barea miaraka La Promenade Majunga.Misy projection Match en direct anio hariva ety  de la mer.Koa ...
30/08/2025

Eeee Majunga !!!
Alefa Barea miaraka La Promenade Majunga.
Misy projection Match en direct anio hariva ety de la mer.
Koa manasa antsika rehetra hiaraka aminay, sady mijery Match no misakafo ,misotrosotro miaraka amin'ny la famille. Miavia maro rolahy eee!

Tsy adino koa fa misy animation Heineken canette sy Fanta canette mandritra io fotoana io.

Fanta canette 6.000ar mahazo telo (03) be zao!!!

13/08/2025

Aza adino ny fotoantsika manomboka rahampitso Alakamisy, Zoma, Asabotsy, ary Alahady, karaoke ato La Promenade Majunga, miaraka géant, fahafinaretana azo. Tsisy ka raha ty koa sady mahazo rivodrivotra de la mer, no voky, no manala azy ary mihira,
koa miavia iaby rolahy e!!! 🎤🎤🎤🎼🎶🎶🌴🌴🌴🍻🍻🍹🍹🍨🍰

Ouverture à partir du 26 juin 2025 de 10h00 à 22h00.
25/06/2025

Ouverture à partir du 26 juin 2025 de 10h00 à 22h00.

25/06/2025
14/06/2025
Bonne fête Maman 🍾🍾🍾💖💖💖🥂🥂🥂Restaurant La Promenade Majunga dia mirary fety sambatra ho an'i Reny rehetra.Faly izahay mama...
24/05/2025

Bonne fête Maman 🍾🍾🍾💖💖💖🥂🥂🥂
Restaurant La Promenade Majunga dia mirary fety sambatra ho an'i Reny rehetra.

Faly izahay mamafantatra antsika rehetra fa rahapitso Alahady fetin'i Reny dia misokatra manomboka amin'ny 10 ora maraina izahay, maro ireo karazan-tsakafo azo hisafidianana ato fa hoan'ny rahampitso dia misy dessert spécial ho an'i Reny.

Koa tongava maro.

L'équipe de la restauration La Promenade Majunga vous souhaite joyeux Noël 2024
25/12/2024

L'équipe de la restauration La Promenade Majunga vous souhaite joyeux Noël 2024

Zao ndray n'y vita androany ianaoreo no sisa andrasana 😋😋😋
28/08/2024

Zao ndray n'y vita androany ianaoreo no sisa andrasana 😋😋😋

Address

Boulevard Poincarre
Majunga
401

Opening Hours

Tuesday 10:00 - 22:00
Wednesday 10:00 - 22:00
Thursday 10:00 - 22:00
Friday 10:00 - 22:00
Saturday 10:00 - 22:00
Sunday 10:00 - 22:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La Promenade Majunga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to La Promenade Majunga:

Share

Category