Anjara hotel

Anjara hotel majunga tourisme madagascar sejour balneaire chambre de tout confort

08/10/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Miora Fenoarimanana, Fitia Mihantafitia, Zo Fanirina Zo

08/04/2024

Izahay ato amin'ny ANJARA HÔTEL MAHAJANGA Dia mitady olona afaka manao asa " Sécurité" ,koa izay Liana amin'izany Dia manantona aty am village izay toerana,Ary manantona ny réceptionniste fa misy tompon'Andraikita mandray anao ao.Mp ny fanazana fanampiny

03/03/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Précision Tsaramandroso Majunga, Dauphine Lorynah, Fabricio Biloutine, Gildas Denis, Princia Lalaina

IZAHAY ATO @  MAHAJANGA DIA FALY MIARAHABA ANTSIKA REHETRA TRATRIN'NY KRISIMASY SAMBATRA KA MIRARY MBA HO TRATRIN'NY TAO...
25/12/2022

IZAHAY ATO @ MAHAJANGA DIA FALY MIARAHABA ANTSIKA REHETRA TRATRIN'NY KRISIMASY SAMBATRA KA MIRARY MBA HO TRATRIN'NY TAONA VAOVAO ASARAMANITRA #2023 IHANY KOA!! TOLOTRA VAOVAO BE ITY MISY DIA AFAKA MANJIFA ATO AMINAY ARY MANASA ANAREO HITSIDIKA TOMPOKO FA MBOLA VONONA HANOME NY TSARA HATRANY IZAHAY...

  VILLAGE TOURISTIQUE Majunga
09/12/2022

VILLAGE TOURISTIQUE Majunga

20/04/2022

CSP2 - FANIMBANA FANANANA IOMBONANA : ROALAHY TRATRA NANGALATRA IREO VY ENY AMIN'NY ROCADE

✅ Amin'ny 08 ora sy sasany hariva no nifanena tamin'ny Polisy teny Ambolokandrina izy roalahy ireto niaraka tamin'ny vy lava miisa 02. Hafahafa ny fihetsik'izy ireo raha vao nahita ireto Polisy ka noentina nanaovana fanadihadiana teny amin'ny kaomisaria.

✅ Tamin'izany no nahafantarana fa "Poteaux" hitoeran'ny takelaby manondro lalana eny amin'ny rocade no nongotan'izy ireo ka izao tratran'ny Polisy izao.

✅ Notazonina eo anivon'ny kaomisaria moa izy roalahy ireto noho ny fanimbana sy fangalarana fananana iombonana ka atolotra eo anivon'ny fampanoavana

18/07/2021

Miantsoa mivantana n 032 43 245 94 raha Mila fanazavana na Hanao réservation Tompoko fa matetika ts en ligne.

14/02/2021

Ho fanatsarana ny kalitao ny asa Dia mitady mpiasa vaovao izahay atao amin'ny Anjara Hôtel Mahajanga sy Marovoay.
Koa ireto daholo Izany: Femme de chambre,femme de ménage ary mpiasa kilasy Mandry.
Fepetra Takina:
18 à 35 ans.
Koa raha liana ianao Dia manantona mivantana ny Anjara hotel Mahajanga am village na miantso mivantana ny tel:032 92 248 62.

Fahasalamana ho antsika
16/10/2019

Fahasalamana ho antsika

FANDIOVANA NY RÀ ARY MANALA NY KIBO SY MANENA NY VATANA AMIN'NY FOMBA TSOTRA SY HAINGANA ARY NATORALY

Ny rà dia mety ho "contaminé" amin'ny antony maro:

Amin'ny fidiran'ny poizina nohon'ny tsy fahatomombanan'ny taova mpandio: "les reins", "le foie", ...

- Amin'ny alalan'ny sakafo be menaka loatra, misy poizina, be loto, ...

Rehefa tafiditra ao amin'ny vatana ny poizina sy ny fitambaran'ny loto dia miafara any amin'ny rà raha tsy voadio dia mety hapidi-doza.

ZAVATRA ILAINA

- Persil fatorany iray (1) "un bouquet de persil"

- Vero manitra fatorany kely iray (1) (un bouquet de citronnelle)

- Citron maintso (mbola manta) roa (2)

- Rano roa (2) litres

FIKARAKARANA AZY

- Sasana madio tsara ny persil

- Sasana madio tsara ny vero manitra

- Silahina roa ny citron

- Mampangotraka rano litres

- Arotsaka ao anaty vilia jobo lehibe ny rano mangotraka, ny persil, ny citron, ny vero manitra.

- Ajanona ao mandritra ny 10 minitra

FIHINANANA AZY

- Misotro iray kopy (une tasse) ny maraina sy hariva alohan'ny misakafo

FANAMARIHANA

- Ho an'izay handio rà fotsiny dia mandritra ny iray herinandro ny faharetany traitement ary misotro iray kopy ny maraina sy hariva alohan'ny sakafo

- Ho an'izay te hanena vatana sy hanala kibo be dia mandritra ny roa herin'andro ny faharetany ary misotro iray kopy ny maraina sy atoandro ary ny hariva alohan'ny sakafo.

Raha nahasoa anao izany dia fa mahasoa ny hafa koa...

Aza hadino ny faobe any misy anao fa mety hanavotra olona maro...

__ Andriamanitra anie hitahy anao be dia be _

Aza hadino ny manao J'aime ny page tsika💕💝💟🎁, mba hahazoana rojom-bavaka ary hafatra fampaherezana ary zava-mahasoa maro hatrany, tsindrio ny lien eo ambany. Hotahina anie isika rehetra...
👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇
https://www.facebook.com/Lalaina.mg/

© Nomenjanahary Lalaina (Ilay voa tsara nafafy Association) 11/08/2019 laharana faha 8521

Address

Mangarivotra
Majunga
401

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Anjara hotel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share