24/12/2024
Izahay mpiara-miasa rehetra ato amin'ny Moonlight dia faly sahirana mampandre anareo fa nikatona ny eto Tsarahonenana.
Ny laharana ahazoana anay dia tsy miova, ny traikefa hanananay dia afaka entinay hiasana amin'ny fomba rehetra (mbola ho velabelarina miandalana ity) koa raha misy ilainareo dia aza misalasala.
Mankasitraka ny mpanjifa sy mpiara-miasa rehetra nahatonga anay misy, nahafinaritra ny fifampitondrana no sady mamporisika anay hitady ny tsara kokoa hatrany 😊
Araho hatrany ny pejy fa ho avy tsy ho ela ny vaovao.
Mirary soa sy fety sambatra ho antsika rehetra.