Anjara Restaurant

Anjara Restaurant Restaurant

🙏🙏🙏
18/04/2024

🙏🙏🙏

☺️☺️Eto foana izahay na dia somary nangingina kely aza dia andao indray faranantsika amin'ity " ASSIETTE TSANG" ity ny f...
11/04/2024

☺️☺️Eto foana izahay na dia somary nangingina kely aza dia andao indray faranantsika amin'ity " ASSIETTE TSANG" ity ny faran'ny erinandro ato amin'ny .

Ahitana ireto
👉 Pao au poulet
👉 Gyoza
👉 Bouchons
👉 Wan tan frite
👉 Tsa.tsiou.
Nb: afaka atao sans porc

Prix: 20.000 Ar

Disponible manomboka ny zoma 12/04/2024,manao livraison ihany koa izahay ho antsika tsy afaka manjifa ety am restaurant ( barquette en sus+ frais de livraison ).

au rez de chaussée d'Anjara Hôtel Boulevard Augagneur, Tamatave 501.

Infoline: 034 22 067 28

🥰🥰
02/03/2024

🥰🥰

Hello les food lovers 🥰🥰Ndao indray santarintsika amin'ity Assiette mahafatifaty be sy matsiro be ity ny volana Mars .👉6...
02/03/2024

Hello les food lovers 🥰🥰
Ndao indray santarintsika amin'ity Assiette mahafatifaty be sy matsiro be ity ny volana Mars .
👉6 Clubs Sandwich
👉 Pomme Frites
👉Salade verte
👉 Coca Original 350ml

Ireo rehetra ireo dia amin'ny vidiny 20.000Ar monja, Assiette iray natao ampy ho an'olondroa.
Ataovy mahafinaritra ary ny faran'ny erinandronao miaraka aminay eto amin'ny .

Consommation sur place/ a emporter/ Livraison.

ANJARA RESTAURANT,rez de chaussée Anjara Hôtel Boulevard Augagneur Tamatave 501.

Infoline: 0342206728

❤️❤️VIVE L'AMOUR ❤️❤️A l'occasion de la Saint Valentin,   vous donne rendez-vous le Mercredi 14 Février 2014 pour le " P...
31/01/2024

❤️❤️VIVE L'AMOUR ❤️❤️

A l'occasion de la Saint Valentin, vous donne rendez-vous le Mercredi 14 Février 2014 pour le " PACK LOVE DUO" ou le MENU COMPLET spécialement élaboré pour vous deux.

Ne manquez plus cette occasion Unique et inoubliable avec votre partenaire dans une ambiance romantique et musicale avec " OPEN MICRO SWEET and LOVE" 🎤🎤🎶🎼.,Tables décorés avec des pétales de fleurs et bougies.

👉 Disponible le Mercredi 14 Février 2024 jusqu'au Dimanche 18 Février.

👉 Faites votre réservation dès maintenant.

ANJARA RESTAURANT,rez de chaussée ANJARA HÔTEL boulevard Augagneur Tamatave 501.

Infoline : 034 22 067 28



ANJARA RESTAURANT,rez de chaussée ANJARA HÔTEL.

😍😍Faly izahay mbola miaraka aminareo indray amin'izao taona vaovao 2024 sy volana voalohany amin'ny taona izao 😍😍Aza adi...
19/01/2024

😍😍Faly izahay mbola miaraka aminareo indray amin'izao taona vaovao 2024 sy volana voalohany amin'ny taona izao 😍😍
Aza adino fa mbola eto izahay ary misokatra foana ny Alatsinainy hatramin'ny alahady.
Hitanao ato ny sakafo maraina, atoandro ary ny sakafo hariva miaraka amin'ny tsiro sy endrika miavaka izay efa nahafantaranao anay. 😀😀
Mamaraparana ny erinandro dia toloranay sahady ny maso aloha hankafy ireto sakafo marobe dia mandray anao izahay ato amin'ny .





ANJARA RESTAURANT, rez de chaussée d'ANJARA HÔTEL boulevard Augagneur Tamatave 501.

Infoline: 034 22 067 28

🥰Misokatra ho antsika foana izahay   ny tontolo andron'ny alahady 24 Décembre 2023.Manentana antsika mpianakavy,namana, ...
22/12/2023

🥰Misokatra ho antsika foana izahay ny tontolo andron'ny alahady 24 Décembre 2023.Manentana antsika mpianakavy,namana, sns satria omenay tolotra "JUS DE FRUITS COCKTAIL" maimaimpoana isika izay tonga manjifa ato aminay ny andron'io alahady io. 😀😀
Mirary sahady ihany koa faran'ny erinandro mahafinaritra sy fety sambatra ho antsika.

Adresse : Rez de chaussée ANJARA HÔTEL boulevard Augagneur Tamatave 501.

Contact : 0342206728




Mino izahay fa efa nandamina ny fotoana daholo isika rehetra 😊😊 an 👌👌,fampatsiahivana ny fotoana Mafana izay iarahana am...
24/11/2023

Mino izahay fa efa nandamina ny fotoana daholo isika rehetra 😊😊 an 👌👌,fampatsiahivana ny fotoana Mafana izay iarahana amin'ny 🍾🍾ANIMATION BEAUFORT🍾🍾 ny Alahady 26/11/23 ho avy izao Ary ahitantsika tolotra sy sakafo maro isan.karazany.
Fialana havizanana nandritra ny volana ihany koa Dia misy n'y KARAOKE izay misokatra ho antsika rehetra.







Rez de chaussée ANJARA HÔTEL , Boulevard Augagneur Tamatave 501.

Contact :0342206728/ 0388112728

😍😍Le bon moment sera bientôt arrivé pour vous partager l'ambiance avec vos proches,vos amis,vos familles ou entre collèg...
18/11/2023

😍😍Le bon moment sera bientôt arrivé pour vous partager l'ambiance avec vos proches,vos amis,vos familles ou entre collègues.Donc,Soyez au rendez.vous😍😍

Dia manolotra ho anao sy manomana ho anao :
🍾🍾 ANIMATION BEAUFORT 🍾🍾
N'y Alahady 26 Novembre 2023 manomboka amin'ny 5ora ariva.Ho hitanao mandritra Io fotoana Io:

👉 Mividy tavoahangy Beaufort roa Dia mahazo gratuit iray ( 2 achetées = 1 Offerte)
👉 Entrée libre
👉 Open micro ( Karaoké)
👉 Sakafo vaovao izay vao ho vokarinay eto amin'ny ihany koa no atolotray amin'io fotoana io,Ary mahazo tombony kokoa isika izay mitambatra maromaro Dia ilay atao hoe " PLANCHA ( TAPAS)" 😊😊
Kanefa kosa tsy manakana antsika tsy hanjifa ireo sakafo hafa maro azo isafidianana sy efa mahazatra anao ato amin'ny carte Nay.

Ny Alahady 26Novembre Ary ny fotoana 👌👌😁😁.Ampiomaninay dieny izao ianareo MBA ho tsara fiomanana.






Rez de chaussée ANJARA HÔTEL boulevard Augagneur.Tamatave 501.

📞034 22 067 28/ 038 81 127 28

😍😍🙏🙏
15/11/2023

😍😍🙏🙏

Ndao hisakafo hiaraka aminay indray ho famaranana ny erinandro 😍😍,aza adino fa manomboka an'io Sabotsy Ary mitohy rahamp...
11/11/2023

Ndao hisakafo hiaraka aminay indray ho famaranana ny erinandro 😍😍,aza adino fa manomboka an'io Sabotsy Ary mitohy rahampitso Alahady ilay tolotra mahazo world cola maimaimpoana ho antsika izay manjifa plat iray 👌👌.


Boulevard Augagneur,Rez de chaussée d'Anjara Hôtel Tamatave 501.

Contact : 0388112728/0342206728

Address

Rez De Chaussée D'Anjara Hôtel, Boulevard Augagneur
Toamasina
501

Telephone

+261342206728

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Anjara Restaurant posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Anjara Restaurant:

Share

Category