21/11/2024
📢 Allô allô TAMATAVE ❗❗
👉Aiza aby le olo mankatia PIZZA 🍕
Iza tsaroanao Voalohany 🤔 vao mahita anio Pizza io ary ?
Identifieo izy , teneno hoe za mbô 'ndeso 👫, mbô hividiano 🏃 .
📣Efa azontsika jifaina ato amin'ny AMERI'KANINA ny PIZZA
✅PM à partir 10.000Ar 😱
✅GM à partir 18.000Ar 😱
Tsy adinontsika koa ny BURGER, WRAPS, TAGLIATELLES, PANINI, TACOS
🚪Misokatra ny LUNDI atramin'ny SAMEDI 12h - 20h eto foana izahay .
🛵 Livraison disponible 12h - 17h afaka miantso ny 032.64.803.02 ianareo raha naao commande m.
📍 Point de vente dia eto Tamatave, Tanambao 1 entre caisse d'epargne sy police mitsofoka mahitsy côté droite misy plaque PIZZERIA.