AU CHOIX

AU CHOIX Vente du thé en infusion et en vrac , des divers divers jus naturels en bouteille, en brique et en vrac

☘️ Mokary au coco 😋☘️ M**o akondro 😋☘️ Ampitan'ny croix rouge Bazar bé sy  Boxe 269 270 Bazar Be ( miditra avy eo amin'n...
23/08/2022

☘️ Mokary au coco 😋

☘️ M**o akondro 😋

☘️ Ampitan'ny croix rouge Bazar bé sy
Boxe 269 270 Bazar Be ( miditra avy eo amin'ny mpivarotra fanaka palissandre bazar bé )

☘️ Salama ee  ☘️Elaela tsy hita fa mbola nanomana zavatra tsara ho antsika mpanjifa ☘️ Misokatra ho antsika ny annexe Au...
21/08/2022

☘️ Salama ee

☘️Elaela tsy hita fa mbola nanomana zavatra tsara ho antsika mpanjifa

☘️ Misokatra ho antsika ny annexe Au Choix ao amin'ny boxe 269 , 270 , miditra eo amin'ny vavahady fahatelo avy eo amin'ny fanaka Bazar Be

☘️Ho hitatsika ao ny thé, jus , tsakotsako izay nahaizana an'ny Au choix sy ny hafa vaovao

☘️Misy mobile money koa ao fa tsisy atahorana raha nanadino portefeuille 😁

☘️Afaka mividy sur place na tsy misy gobelets amin'izay isika ao amin'ny annexe Au Choix Bazar bé io

☘️ Se régaler en toute liberté miaraka amin'ny Au Choix

🍀Salama ee 🍀Ho antsika manana zanaka vavy kely na lahy kely 🥰 ito misy fialam-boly afaka ataon'ny zanantsika amin'izao f...
22/06/2022

🍀Salama ee

🍀Ho antsika manana zanaka vavy kely na lahy kely 🥰 ito misy fialam-boly afaka ataon'ny zanantsika amin'izao fialan-tsasatra izao ❤️Mini miss - Mini mister❤️

🍀Afaka misoratra anarana eo amin'ny Au choix ampitan'ny croix rouge Bazar bé ianareo sady izay misoratra anarana dia afaka manao cours anglais amin'i Andry Tsihoarana Pec

🍀Raha Mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala mandefa hafatra miafina amin'i na amin'ny

🍀 Ampandraso anjara ny zanantsika ❤️😍

  ❤️🤩Miarahaba ny vehivavy rehetra nahatratra izao andro androany izao ☘️. Vehivavy mahery , mahefa , manan-jò amin'ny l...
08/03/2022


❤️🤩

Miarahaba ny vehivavy rehetra nahatratra izao andro androany izao
☘️. Vehivavy mahery , mahefa , manan-jò amin'ny lafiny rehetra
☘️ Vehivavy fitaratra sy reharehan'ny firenena

☘️Mbolatsara antsika jiaby 👋☘️Iza koa no tia café ? Iza no tsy maharitra raha tsy misotro azy io ? ☘️Efa fantatrareo ve ...
05/03/2022

☘️Mbolatsara antsika jiaby 👋

☘️Iza koa no tia café ? Iza no tsy maharitra raha tsy misotro azy io ?

☘️Efa fantatrareo ve afaka atao coupe faim koa io café io (Tsy asiana siramamy, sotroina maraina vao mifoha )

☘️ Mampitombo ny concentration koa izy

☘️Afaka ampiharahina amin'ny cannelle ny café Ary tena manome Tsiro tsara .Maro ny soa azo amin'ny fanafangaroana azy ireo

👉 Misy ireo ato amin'ny

👉"Au choix , se régaler en toute liberté"

Ra mahatsiaro ireto ianao: ☘️Vizana  ☘️Reraka avy narary na mbola ao anatiny☘️ stressé noho ny antony maro samihafa ☘️ M...
03/03/2022

Ra mahatsiaro ireto ianao:

☘️Vizana

☘️Reraka avy narary na mbola ao anatiny

☘️ stressé noho ny antony maro samihafa

☘️ Matetika miakatra tension

☘️Tsy ampy rano

👉 Ny dité avy amin'ny ranona coco dia tena namana akaiky amin'zany

👉Afaka manome fahafaham-po anareo amin'izany ny ato amin'ny Au choix

VALIN'NY LALAO  ☘️Mankasitraka anareo izay nandray anjara tamin'ny lalao ary miarahaba manokana an'i   fa izy no nahazo ...
26/02/2022

VALIN'NY LALAO


☘️Mankasitraka anareo izay nandray anjara tamin'ny lalao ary miarahaba manokana an'i fa izy no nahazo ny loka. Mbola hisy ny lalao manaraka.

☘️Afaka alaina eo amin'ny Au choix ampitan'ny croix rouge Bazar bé ny Alatsinainy ny lokanao ❤️

THE RAVINTSARA GIROFLE👉Inona ny soa azo avin'ny ravintsara sy jirofo ?? Tena maro fa ireto anisany soa azo avy aminy :☘️...
24/02/2022

THE RAVINTSARA GIROFLE

👉Inona ny soa azo avin'ny ravintsara sy jirofo ?? Tena maro fa ireto anisany soa azo avy aminy :

☘️Manampy ny hery fiarovana
☘️Manala fanaintainana
☘️Manala harerahana
☘️Manasitrana sery sy kohaka

👉Tsaratsara kokoa raha maina tsara ny akora anaovana thé

👉Ananatsika eto Madagasikara ireo akora ireo

👉Misy io thé ravintsara girofle io ato mba hanampy antsika tsy afaka mikarakara

THE BANANE CANNELLE ☘️ Efa naheno ve ? ☘️Tena maro ny soa azo avy amin'ny akondro sy ny cannelle. Indrindra raha atambat...
21/02/2022

THE BANANE CANNELLE

☘️ Efa naheno ve ?

☘️Tena maro ny soa azo avy amin'ny akondro sy ny cannelle. Indrindra raha atambatra izy roa . Azo atao dité Ary tena tsara ho an'ny fahasalamana no tsara Tsiro .

☘️Ireto Zao ohatra ny soa azo avy aminy :
👉Manatsara ny torimaso
👉Manampy ny hery fiarovana
👉Feno magnésium , fibres
👉Mandrindra ny fikorianan'ny rà ao amin'ny fo
👉Miaro ny homamiadana

Nb: efa misy dité vita avy amin'ireo ato aminay Ary afaka manjifa isika raha hanandrana

Mirary soa antsika rehetra indray ô

Address

Toamasina
501

Opening Hours

Monday 08:00 - 19:00
Tuesday 08:00 - 19:00
Wednesday 08:00 - 19:00
Thursday 08:00 - 19:00
Friday 08:00 - 19:00
Saturday 08:00 - 19:00

Telephone

+261346398808

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AU CHOIX posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to AU CHOIX:

Share

Category