22/09/2024
HBD I-Kaly..๐
๐ฅฐ Mbola tadidiko ny client nay voalohany indrindra...
๐ Tena mihazakazaka ny fotoana.
Nianga tamina nofinofy, nanomboka amin'ny kely, fitaovana izay nisy tato antrano no nampiasaina.
๐ Niezaka nanome ny tsara, ary nataonay afa-po izay rehetra nanjifa...
๐ช Mbola te hanohy izahay, mbola te hitondra ny tsara sy ny matsiro ho anareo hatrany.
๐ Nohon'ny fisianareo mpanjifa dia hanatsara sy hivoatra hatrany izahay...
๐ Manasa anao hanaraka ny pejy fa misy fanomezana maro ho karakarainay amin'ity volana Septembre sy Octobre ity.