TSARA TSIRO

TSARA TSIRO Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from TSARA TSIRO, Restaurant, Toamasina.

Ndao hiaraka andray taona vaovao miaraka aminay eh...Aty @ toerana mahazatra atsika en face ny Église Saint Joseph au bo...
31/12/2023

Ndao hiaraka andray taona vaovao miaraka aminay eh...
Aty @ toerana mahazatra atsika en face ny Église Saint Joseph au bord de la mer...
Manombokoa 31 décembre hatr@ le 01 janvier 2024
Tsakitsaky sy zava pisotro jiaby efa paré...anareo sisa andrasana

📢📢📢📢Noho ny fankalazana fetin'ny asaramanitra TSARA TSIRO dia faly manome fotoana antsika jiaby ny :        👉 Sabotsy 24...
23/06/2023

📢📢📢📢
Noho ny fankalazana fetin'ny asaramanitra TSARA TSIRO dia faly manome fotoana antsika jiaby ny :
👉 Sabotsy 24 jona 2023
👉 Alahady 25 jona 2023
👉Alatsinainy 26 jona 2023
Eo @ bord de la mer en face église Saint Joseph eo @ terrain foot
Hahitantsika :
✅Tsakitsaky ( brochette de viande, poulet, calmar, poulpe.....)
✅ Zava_pisotro ( mamy, mafana...)
✅Sakafo isan_karazany ( composé, pakopako, ...)
Tongava maro fa mbola tsy nandiso fanantenana atsika
Aza adino fa mahita afomanga mivantana eo @ TSARA TSIRO
" Machiro @ ANKITINY"

🎤🎤🎤Ho fankalazana fetin'ny Pentecôte, TSARA TSIRO dia manome fotoana antsika jiaby toy ny mahazatra ery @ bord de la mer...
26/05/2023

🎤🎤🎤
Ho fankalazana fetin'ny Pentecôte,
TSARA TSIRO dia manome fotoana antsika jiaby toy ny mahazatra ery @ bord de la mer en face ny église Saint Joseph eo @ terrain ny foot @:
👉 Sabotsy 27 May
👉 Alahady 28 May
👉 Alatsinainy 29 May
Ahitantsika :
✅sakafo isan_karazany
✅ Tsakitsaky
✅Zavam_pisotro maro
Samy hafa
Tongava maro fa TSARA TSIRO tsy handiso fanantenana atsika
Aza adino mitondra iry zamadiniky jiaby eeeeh
"TSARA TSIRO MACHIRO @ ANKITINY"

Aza adino  fotoanantsika eeeehViolette Razafimahefa Doris Fitsarana Elodie Keving Rodson Yvettehortencia Razafimahefa
07/04/2023

Aza adino fotoanantsika eeeeh
Violette Razafimahefa Doris Fitsarana Elodie Keving Rodson Yvettehortencia Razafimahefa

📢📢📢📢Ho fankalazana fetin'ny Pasika, TSARA TSIRO dia manome fotoana antsika jiaby TAMATAVE ery @ bord de la mer en face n...
07/04/2023

📢📢📢📢
Ho fankalazana fetin'ny Pasika,
TSARA TSIRO dia manome fotoana antsika jiaby TAMATAVE ery @ bord de la mer en face ny église Saint Joseph @:

👉Sabotsy 8 Avril 2023
👉Alahady 09 Avril 2023
👉Alatsinainy 10 Avril 2023

Ndao hitsagnatsangana miaraka aminay eeeeeh
TSARA TSIRO machiro @ ankitiny!!!

Efa ato Tsara tsiro miandry atsika @ vendredi magnifique....chirondraha @ ankitigny
23/12/2022

Efa ato Tsara tsiro miandry atsika @ vendredi magnifique....chirondraha @ ankitigny

👉Efa akaiky ny asara_manitra 👈Aza adino ny fotoanantsika hiaraka hifety @ TSARA TSIRO @:            ✳️23 _ 24 _ 25 décem...
21/12/2022

👉Efa akaiky ny asara_manitra 👈
Aza adino ny fotoanantsika hiaraka hifety @ TSARA TSIRO @:
✳️23 _ 24 _ 25 décembre
✳️30 _ 31 décembre & 01 janvier
Tongava maro eeeh

🤚🤚🤚 Hello decemberNdao atsika jiaby hiaraka hanao fety @ TSARA TSIRO au bord de la mer @:              👉03 décembre _ 04...
28/11/2022

🤚🤚🤚 Hello december
Ndao atsika jiaby hiaraka hanao fety @ TSARA TSIRO au bord de la mer @:
👉03 décembre _ 04 décembre
👉23 déc _ 24 déc _ 25 décembre
👉30 déc _ 31 déc _ 01 janvier
Eo @ bord de la mer en face de l'église Saint Joseph
Tongava maro atsika jiaby eee
TSARA TSIRO tsy handiso fanantenana antsika

Efa ato zay, anareo sisa no handrasanaTongava hiala sasatra hiaraka  aty @ bord en face Saint Joseph
29/10/2022

Efa ato zay, anareo sisa no handrasana
Tongava hiala sasatra hiaraka aty @ bord en face Saint Joseph

23/10/2022
🎤🎤🎤 Ho avy izao ny "vacance de Toussaint" ndao hiaraka hiala sasatra aminay "TSARA TSIRO" @ le 29_30 octobre au bord de ...
23/10/2022

🎤🎤🎤
Ho avy izao ny "vacance de Toussaint" ndao hiaraka hiala sasatra aminay "TSARA TSIRO" @ le 29_30 octobre au bord de la mer en face de l'église Saint Joseph.
_Hahitanao: tsakitsaky, grillades isan_karazany, frite akondro, pakopako, godrogodro,...
_Boissons sy jus manome toky.
Ka tongava maro atsika jiaby eee fa vonona izahay hanome ny tsara indrindra avy aty .
Fialahan_tsasatra vita fahafinaretana hazo antoka 💯💯

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TSARA TSIRO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category