15/01/2026
Nihady mafy hatrany ho fampandrosoana ny sehatry ny Asa Tanana Malagasy izy.
Mankasitraka Andriamatoa Filoha 🤝
Handry ampiadanana 🕊️
Vahotra ny lela, tankina tanteraka.
Amin 'alahelo lehibe no ampandrenesanay antsika
fa ny Filohan' ny fikambanana amperin'asa
CMA Analamanga Mahafaly Creation RANAIVO Tefy dia nandao antsika.
Andry ampiadanana anie izy 😢