Premier Prix

Premier Prix L'Authenticité Malagasy dans chaque bouchée. Nouilles Premier, qualité, goût et accessibilité réunis!

Iza kokoa ianao ? 🤔Ilay be am-bosika sa ilay mankafy fatratra?      -misakafo
22/07/2026

Iza kokoa ianao ? 🤔

Ilay be am-bosika sa ilay mankafy fatratra?

-misakafo

Ny azy izao, Premier Prix no fika nampiasainy.😏❤️Ary ny anareo kosa, inona no fikafika ambaboana ny fon'ilay sipa?Andao ...
17/07/2026

Ny azy izao, Premier Prix no fika nampiasainy.😏❤️Ary ny anareo kosa, inona no fikafika ambaboana ny fon'ilay sipa?

Andao ary hifanampy sy hifampizara e! 😄👇

Ny fitiavana tena izy dia tsy mihena rehefa mandeha ny taona… vao mainka aza mitombo.Na tanora na efa zokinjokiny, misy ...
14/07/2026

Ny fitiavana tena izy dia tsy mihena rehefa mandeha ny taona… vao mainka aza mitombo.

Na tanora na efa zokinjokiny, misy foana ireo fotoana tsotra mampifaly: miara-misakafo, mifampitsiky ary mifampikarakara. 🍜❤️

Misy sakafo iray ve mampahatsiaro anao olona iray tena tianao?

Lazao anay ao anaty commentaire ary taguer-o izy mba hahitany ity hafatra ity.

😂 Noana be? Efa nanafina sakafo sao lanin'ny hafa ve ianao, nefa mbola nisy nanenjika ihany? 🍜Taguer-o ilay olona nahatr...
08/07/2026

😂 Noana be? Efa nanafina sakafo sao lanin'ny hafa ve ianao, nefa mbola nisy nanenjika ihany? 🍜
Taguer-o ilay olona nahatratra anao, na zarao aminay ny tantaranao! 😄👇

✨ 'Ndao mba ifampizara souvenir e! ✨�Tsaroanao ve ireny fotoana mamy niarahana tamin'ny fianakaviana manodidina ny latab...
02/07/2026

✨ 'Ndao mba ifampizara souvenir e! ✨�

Tsaroanao ve ireny fotoana mamy niarahana tamin'ny fianakaviana manodidina ny latabatra ireny? Na ireny fihomehezana sy resadresaka niarahana tamin'ny namana avy nianatra ireny? Ny fahatsiarovana ny lasa dia hery mampitsiky antsika foana... 🥹❤️

👇 Ary ianao, inona no tena "souvenir" mamy indrindra tsy ho adinonao tamin’ny mbola kely na tamin’ny fiarahana tamin’ireo namana? Mba zarao ao amin’ny commentaire ary izany ary tag-eo izy ireo anamarihana fa manan-danja aminao ireny fotoana niarahana ireny.

30/06/2026

🎉 Ho fankasitrahana anareo mpanaraka ny pejy sy nandray anjara tamin'ilay post interactif, dia nanao fisarihana izahay.

🎁 Ireo olona 3 tsara vintana dia samy nahazo Nouille Premier 10 avy!

👏 Ireto avy izy ireo:

Fa Neva
Sih Trakha
Nandrianina Ramaroson

🥳 Arahabaina ianareo!

📩 Manasa anareo telo tsara vintana izahay mba handefa hafatra miafina (message privé) aminay, hahafahanay mandamina ny fanaterana ny loka.

Aza adino ny manohy manaraka ny pejy sy mandray anjara amin'ireo hetsika sy lalao rehetra, satria mbola maro ireo fanomezana sy surprise miandry anareo.

❤️ Misaotra indrindra anareo rehetra nandray anjara, ary mirary soa hatrany!

🔥 Amin'ny vidiny 890 Ar monja ! Eny, tsy diso ianao.🔥Mila sakafo mafana, matsiro, ary masaka vetivety nefa tsy mandany v...
29/06/2026

🔥 Amin'ny vidiny 890 Ar monja ! Eny, tsy diso ianao.🔥

Mila sakafo mafana, matsiro, ary masaka vetivety nefa tsy mandany vola ? Premier Prix no vahaolana ho anao!

✨ Ny antony hividianana azy ?
⏱️ 3minitra dia vita!
🇲🇬 Vita Malagasy tanteraka.
🛒 890 Ariary monja!

🏃‍♂️ Faingana ary! Mandalova dieny izao ao amin'ny Jumbo Score na Carrefour akaiky anao indrindra.

📅 Tolotra manan-kery: 29 Jona ka hatramin'ny 12 Jolay 2026 ihany.

🇲🇬 Tratry ny Asaramanitra ho antsika rehetra! ✨Fotoana hiarahan'ny fianakaviana mankafy harendrina sy tsipoapoaka indray...
26/06/2026

🇲🇬 Tratry ny Asaramanitra ho antsika rehetra! ✨

Fotoana hiarahan'ny fianakaviana mankafy harendrina sy tsipoapoaka indray izao. 🎆

Mba tsy handany fotoana ela an-dakozia, fidio ny Premier Prix.

🕒 3 minitra dia vita : mafana, matsiro ary vonona hiaraka amin'ny fankalazana.

🇲🇬 Vita Malagasy, reharehantsika amin'ny fotoam-pifaliana rehetra.

Mirary fety sambatra sy milamina ho an'ny rehetra!

🎉 Aleo hifaly kely e! 🎉Ny paty tianao ve no mampiseho ny toetranao? 😄🍜Misy milaza fa ny safidy ataontsika isan’andro dia...
18/06/2026

🎉 Aleo hifaly kely e! 🎉

Ny paty tianao ve no mampiseho ny toetranao? 😄🍜

Misy milaza fa ny safidy ataontsika isan’andro dia mitantara zavatra momba antsika. Koa andramo ary ilay quiz dia jereo hoe iza amin’ireo karazana paty Premier Prix no tena mifanaraka aminao! 👇

💬 Soraty ao amin'ny commentaire ny valinteninao (A, B, C na D) ary aza adino ny manisy tag namana iray izay heverinao fa mitovy toetra aminao na mifanohitra tanteraka aminao! 😆

✨ Vonona ve ianao hahafantatra hoe karazana paty iza marina ianao?

🍜 Premier Prix – Tsotra, matsiro, ary vonona ao anatin'ny 3 minitra monja! 🇲🇬❤️

🍜 Antony 4 avy amin’ny Premier Prix: Mampiavaka ny kalitao!Te hihinana sakafo matsiro, mahavelona, nefa malaka ve? 3 min...
12/06/2026

🍜 Antony 4 avy amin’ny Premier Prix: Mampiavaka ny kalitao!

Te hihinana sakafo matsiro, mahavelona, nefa malaka ve? 3 minitra monja dia vita ny paty ANTONY 4! ⏱️ ✨

Nahoana no hifidy azy?
✅ Otrikaina voatahiry sy mora levonina
✅ Angovo maharitra ho an’ny tontolo andro
✅ Tsiro tena izy sady Vita Malagasy 🇲🇬

Andramo fa ho tianao! 😉

Address

Toamasina
501

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Premier Prix posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share