06/11/2025
Azovy mbola tsy mahay tsirony ? 🌯😋
Manandrama koa tsy afa-po aherinay volanao eih 😂 Efa maro le niafatra zay amin'izy ty 😁 Alefaso commentaire sy partage anaty groupe ary mentionnéo namana fa anome cadeau zahay ho an'izay 10ème,20ème et 30ème commentaires (Aza adino mi abonné aloha an) 😉
📍Point de vente TANAMAKOA en face de l'école Saint-Joseph de Cluny
🚴 Livraison jusqu'à 20h