31/05/2026
Izahay ato amin'ny Sweetila dia faly miarahaba am-pitiavana ireo reny rehetra mankalaza ny fetiny androany.
💖 Andro manokana izao hankasitrahana sy hanehoana fitiavana an'ireo renintsika izay niara-niaina sy nikarakara antsika isan'andro.
🎂 Tolory fitiavana amin'ny alalan'ny m**o mamy avy amin'ny Sweetila.
✨ Mizara fitiavana anaty m**o mamy ✨
📩 Raha hanao commande dia aza misalasala mandefa hafatra amin'ny pejy na miantso: 📞 034 62 573 19
💐 Mirary Fetin'ny Reny sambatra ho an'ny reny rehetra! 💐
💕