Matsiro

Matsiro Sakafo ara-pahasalamana matsiro sy ara-pahasalamana

Mandray commande pâte à pizza hatrany izahay o!Pâte malefaka hatrany. 30 cm de diamètre Tel: 0342848929
19/07/2024

Mandray commande pâte à pizza hatrany izahay o!

Pâte malefaka hatrany.
30 cm de diamètre

Tel: 0342848929

Mandray commande gâteau hatrany izahayAza misalasala miditra MP
29/06/2024

Mandray commande gâteau hatrany izahay

Aza misalasala miditra MP

Soa ihany fa n'y Kéfir dia mety hoan'ny olona intolérant au lactoseAfaka misotro azy tsara ny olona intolérant au lactos...
31/05/2024

Soa ihany fa n'y Kéfir dia mety hoan'ny olona intolérant au lactose

Afaka misotro azy tsara ny olona intolérant au lactose (singa mamy ao anatin'ny ronono) satria tsy misy lactose intsony ao anatiny fa efa fermenté.

Mandray commande hatrany izahay

0335988891

Fa zany eo ihany fa mandray commande gâteau foana izahay a! Ahoana nareo amin'ity gâteau iray ity ???Enjana be ity déco ...
30/05/2024

Fa zany eo ihany fa mandray commande gâteau foana izahay a!

Ahoana nareo amin'ity gâteau iray ity ???

Enjana be ity déco ana gâteau ity

Nocapturevan'i Madame ny resaky ny vadiny amin'ny sipany dia nataony haingon'lay gâteau d'anniversaire 😂😂😂😂.

Vitatsika tsara zao a, alefao ary commande

Mahaliana anareo ve ra mizara recette diététique eto amin'ny pejy isika ?Hanampiana amin'ny fanenana vatana sy fikojana ...
30/05/2024

Mahaliana anareo ve ra mizara recette diététique eto amin'ny pejy isika ?

Hanampiana amin'ny fanenana vatana sy fikojana n'y fahasalamana ?

Ra maromaro ianareo no liana dia izara an'izay ndray ny pejy manomboka amin'ny erinandro.

Kéfir Be dia be no antony afaka hihinanana ny kéfir (lait na yaourt) - fanenana vatana (allié minceur)- Mahatsara ny tao...
29/05/2024

Kéfir

Be dia be no antony afaka hihinanana ny kéfir (lait na yaourt)

- fanenana vatana (allié minceur)
- Mahatsara ny taovam-pandevonakanina
- Manatsara métabolisme
- Mampiakatra hery fiarovana
- source calcium sy vitamine
- Manatsara ny tosi-drà
- Mandrindra ny taha-tsiramamy (tena mety hoan'ny diabétique)
- Manala ny Cholestérol ratsy
- Miaro amin ny homamiadana

Iza no hanandrana ary ?

Manao livraison ary afaka récupéréna koa
Toerana : Amorondriaky Tuléar

0335988891

Ny vokatsoa azo avy amin'ny KÉFIRNy kéfir dia azo avy amin'ny fermentation ny ronono. Tena mahasalama ary maro be ny vok...
27/05/2024

Ny vokatsoa azo avy amin'ny KÉFIR

Ny kéfir dia azo avy amin'ny fermentation ny ronono. Tena mahasalama ary maro be ny vokatra azo avy aminy.

Toy ny:

📍Mampitombo ny hery fiarovana
📍Manatsara sy mitsabo ny tsinay
📍Manampy amin ny fandevonan-kanina
📍Manasitrana ny aretim-bavony
📍Manamafy ny taolana
📍Manasitrana ny allergie, ny koaka, ny asthme
📍Mandamina ny tahan ny siramamy sy ny cholestérol ratsy amin ny vatana
📍Mandamina ny tension
📍Manampy amin' ny tsy fahitana tory
📍Manala havizanana
📍Manampy ireo vehivavy marary rehefa tonga ny fadimbolana
📍Manala rivotra ao anaty kibo, ny vavony
📍Miaro amin ny homamiadana
📍Manampy ireo olona amin ny fampihenana vatana ihany koa satria coupe faim
📍Tsara hoan’ireo olona avy nanao traitement antibiotique

Manankarena probiotika ny kéfir de lait, calcium, potassium, protéines ary vitamines B, D, K2.

Fermenté ny Kéfir ka afaka sotroin’ireo olona manao intolérance amin’ny lactose.

Mandray commande izahay, aza misalasala miantso :
📳 0335988891

🚴‍♀️ Afaka manao livraison eto Tuléar ville

Partageo sao mahasoa ny namana

27/05/2024

Nareo ve efa nihinana Kéfir ?
Tena tsara be hoan'ny fahasalamana.

Manomboka mandray commande izahay

24/12/2023

✴️ Inona no sakafonareo amaray ?

Ankehitriny in-2 isanandro n'y malagasy no misakafo fa tsy in-3 intsony."Raha tsy nahay nitantana izahay, efa in-1 isana...
17/07/2023

Ankehitriny in-2 isanandro n'y malagasy no misakafo fa tsy in-3 intsony.

"Raha tsy nahay nitantana izahay, efa in-1 isanandro sisa ianareo no misakafo"- AR

Impiry isanandro ianao no misakafo ?

Gascar: Tia voasary vé ianao?Filoha: Lazaiko anao Gascar an, ny fraise anie menamena e. Ary ny mangahazo hanikotrana. Ta...
17/07/2023

Gascar: Tia voasary vé ianao?

Filoha: Lazaiko anao Gascar an, ny fraise anie menamena e. Ary ny mangahazo hanikotrana. Tamin ny taona 1980 Aho no nihinana mananasy mamy.

Gascar: Ka Tia voasary vé ianao ??

Filoha : Ny voasary mahasalama, fa tsy manala ny fitiavako fraise izany.

Gascar: Tia sa tsy Tia voasary izany ianao?

Filoha: Tati Sahondra Anie Tia voatavo e. Dadatoa Norbert koa Tia Letchis.

Promotion mignardises(Cocktail de bienvenue)Amin'ity volana jolay ity Dia manao promotion izahay : 1000ar/pièce daholoIr...
09/07/2023

Promotion mignardises
(Cocktail de bienvenue)

Amin'ity volana jolay ity Dia manao promotion izahay : 1000ar/pièce daholo

Ireto avy no isafidianana:
- mini-burger
- mini- pizza
- sambos au fromage
- feuilleté (fromage ou saucisses)
- mini génoise (mini gâteau)
- pâte à choux
- mini cupcakes

Minimum de commande par pièce : 24

Mp na miantso 0342775862

Address

Tuléar Centre
Tulear
601

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Matsiro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share