Le Régal

Le Régal Besoin d'un goûter? 🥰
Faites vos commandes et aie confiance en nous 😘
Vous allez vous Régaler!😋🤤
📱 +261 34 91 240 05

Bonjouuuur 🤗Raha niresaka mikasika ny livraison isika omaly , androany indray mikasika ny COMMANDES 😋👉OUI, sur commandes...
16/07/2026

Bonjouuuur 🤗

Raha niresaka mikasika ny livraison isika omaly , androany indray mikasika ny COMMANDES 😋

👉OUI, sur commandes daholo ny ato amin’ny Le Régal : na io goûters na gâteau na petits fours .
📌 Goûters :
raha nanaraka anay hatrany am-boalohany ianareo, dia isaky ny week-end foana izahay vao misy livraison goûters .
Mandray ny commandes rehetra izahay mandritry ny herinandro dia ny week-end no misy livraisons: efa fifandaminana nisy teto hatramin’izay io, dia mbola tsy ovaina aloha 🤗, fa indraindray ilay misy caprice kely ireny eny an-tsefatsefany eny 🙈🥰 dia manao goûters izahay eny anelanelam-potoana eny 😘.
👉 Au moins une journée à l’avance farakelîy izany (ohatra : vendredi ianao manao commandes pour les week-ends)

📌 Gâteau :
👉 au moins 2jrs en avance (farafahakeliny 2jrs mialohan’ny ilanao azy)

📌 Petits fours :
👉 au moins 5 jrs en avance ( farafahakeliny 5 jrs mialohan’ny ilanao azy)

Dia ho an’ireo goûters Sy ireo karazany ataonay, ao mba tsidiho moa ny page 🥹🥰 fa efa misy maromaro nalefanay eto izay 😉, ho an’ny tarifs petits fours , afaka miditra M.P ianareo ho an’ny fanampim-panazavana 😘

Dia ireto sary fanehoana manaraka ireto ny conditions manamarina fa confirmer ny commandes-nao 🫶
‼️VAO TSY MANARAKA AN’IREO NY COMMANDES-nao DIA TSY VALABLE IZAY AN‼️

Encore merci 🙏🏻 ho anareo namaky hatramin’ny farany 💌

Ity indray ny cadeau ho anareo😉 (zay namaky hatramin’ny farany ihany no mahita an’ity an)
🎁 ho an’ireo 3 voalohany ihany 🎁
✅Credit 1000 Ar
❓raha hanao récupération commandes aty aminay, dia aiza ary ilay repère!? ❓
(Sopapa ao amin’ilay post iray mikasika ny livraison iny😉) efa omena fotsiny anie eee
👉 commenter « Lu » + valiny marina
👉 az adino mi-mentionner ny namana mba hahazo ny information koa
👉 partager-o ny publication 😘

Ho an’ny fiaraha-miasa :
💌M.P 📞+261 34 91 240 05

Vente de goûters en ligne



´Ndao mba asiana resaka kely ny LIVRAISON androany 🤗(Somary lavalava fa ialana tsiny mialoha🙏🏻🙏🏻)✅ Misy frais ny livrais...
15/07/2026

´Ndao mba asiana resaka kely ny LIVRAISON androany 🤗
(Somary lavalava fa ialana tsiny mialoha🙏🏻🙏🏻)

✅ Misy frais ny livraison rehetra :
vao à livrer ny commandes-nao dia misy frais izay.
👉 A partir de 2.000 Ar , fa arakaraky ny toerana misy anao .

✅ Contact mazava Tsara afaka ahazoana anareo no omena anay.
👉Misy fotoana, vao miala aty an-trano ny livreur dia efa miteny izahay, ilay livreur efa miandry ho 30 min eo amin’ilay repère omenareo, tsy misy mandray ilay appel.

✅ Lieux de livraison bien précis :
👉 MBA ATAO MAZAVA TSARA RE NY ADRESSE, REPÈRE AZAFADY AN🙏🏻🙏🏻
nisy livraison nataonay, angatahana repère mazava ilay olona , ilay adresse noteneniny teo aloha (mila azavaina) iny ihany no averiny 😌, Anatin’ny 1h de temps izahay mitady ilay toerana foana.
Marina fa à livrer ilay izy. Tonga eny aminareo izahay manatitra azy, fa mba omena repère, toro-lalana mazava Tsara 🙏🏻🙏🏻

Izahay izao Rehefa misy hanao récupération commandes ianareo, dia miezaka izahay manome repère mazava tsara: TRANON-JIRO TSIANALOKA, ato ambadiky ny COLLÈGE SACRÉ CŒUR , (Rehefa eo amin’ny aloalo taloha dia Mandroso kely ety aloha ety, misy trano fotsy lehibe izay eo, dia eo ianareo no miantso ) .

Izay ho an’ny livraison fa resahintsika manaraka eo indray ny amin’ny resaka commandes confirmées 😘

🎁 Cadeau kely ho an’izay (3) voalohany namaky ilay texte hatramin’ny farany :
👉 commenter : « LU » ao amin’ny commentaire
👉 mentionner-o ireo namanao tokony hahazo ity information ity
👉Partager-o ihany koa fa tena mbola maro izao no hanontany an’io indray
🎁 credit 1000 Ar ho an’ireo 3 voalohany 🎁

´Zay fa bonne journée daholo 😘
Merci namaky an’ity hatramin’ny farany 🫶

Ho an’ny fiaraha-miasa:
💌M.P 📞+261 34 91 240 05

Le Régal : Vente de goûters en ligne



Offre iray isany tena nankafizinareo Ity offre spécial iray Ity 🥰😋BON DÉBUT DE LA SEMAINE DAHOLO😘📌(offre tamin’ny fêtes ...
13/07/2026

Offre iray isany tena nankafizinareo Ity offre spécial iray Ity 🥰😋

BON DÉBUT DE LA SEMAINE DAHOLO😘

📌(offre tamin’ny fêtes des pères io an)
📌 Vente de goûters en ligne i Le Régal
📌 Tsy misy sakafo disponible de suite fa sur commandes daholo ( 1 jour à l’avance) fa amin’izao, week-end isika vao misy livraison goûters 😋

💌M.P 📞+261 34 91 240 05




Dia tapaka indray ny jiro 🥺Ialana tsiny ny amin’ny fahatarana kely amin’ilay livraison an , ho an’ny récupération ihany ...
11/07/2026

Dia tapaka indray ny jiro 🥺

Ialana tsiny ny amin’ny fahatarana kely amin’ilay livraison an , ho an’ny récupération ihany koa 🙏🏻🙏🏻🙏🏻

📌(3) box mignardises disponibles dans l’après midi 🏷️ 18.000 Ar (20 petits fours)
‼️ Izay confirmer mialoha ihany no mahazo azy an‼️
✅(commandes confirmé = acompte 50% payé )
💌 M.P 📞+261 34 91 240 05

Le Régal


10/07/2026

Occasions hanaovantsika dégustation petits fours VENTE FLASH BOX hamaray io e🥰😋
Petits fours karazany 5 no anatiny ao 😋
HO ANTSIKA HIKARAKARA ÉVÉNEMENTS io🎊🎈

Alefa aloha publication toy soa mahazo aby e 🥰🚨HAMARAY AVAO: SAMEDI🚨🎁 20 petits fours (TSY AU CHOIX!! ) 🎁 (Mini-burgers ...
10/07/2026

Alefa aloha publication toy soa mahazo aby e 🥰
🚨HAMARAY AVAO: SAMEDI🚨

🎁 20 petits fours (TSY AU CHOIX!! ) 🎁
(Mini-burgers _ mini-pizzas_ quiches_mini-croques monsieur_pate à chou)
🏷️ 18.000 Ar

📌Réservez-o dieny zao ny box petits fours-tsika😋

💌M.P 📞+261 34 91 240 05
Le Régal



Fa maro avao nareo nanontany zay 🥰🚨Ataontsika offre spécial ho an'ny samedi🚨Amin'ny Samedi avao eeeRéservez-o dieny zao ...
09/07/2026

Fa maro avao nareo nanontany zay 🥰

🚨Ataontsika offre spécial ho an'ny samedi🚨
Amin'ny Samedi avao eee

Réservez-o dieny zao ny box petits fours-tsika😋
🏷️ 18.000 Ar (SAMEDI IHANY ITO no disponibles)

🎁 20 petits fours (TSY AU CHOIX!! 🎁
(Mini-burgers _ mini-pizzas_ quiches_mini-croques monsieur_pate à chou)

💌M.P 📞+261 34 91 240 05
Le Régal



GOÛTERS OOO 📢                 ⚡️VENTE FLASH⚡️‼️(3) box ihany no disponibles ‼️BOX MIGNARDISES : (20) pièces 🏷️ 18.000 Ar...
05/07/2026

GOÛTERS OOO 📢
⚡️VENTE FLASH⚡️
‼️(3) box ihany no disponibles ‼️

BOX MIGNARDISES : (20) pièces
🏷️ 18.000 Ar

[[ Mini-burgers_quiches_mini-pizzas_donuts]]
😋🥰

‼️(3) box ihany no disponibles ‼️
📞+261 34 91 240 05 💌M.P
Livraison / récupération

🚨zay avy aloha tompony eee🚨

Le Régal : vente de goûters en ligne


Mirary fety Sambatra ho antsika rehetra 🇲🇬🥰Ny ekipan’ny Le Régal  🫶À votre service ✔️
26/06/2026

Mirary fety Sambatra ho antsika rehetra 🇲🇬🥰
Ny ekipan’ny Le Régal 🫶

À votre service ✔️



21/06/2026

Efa tapitra ilay box teo ah 🥰

Address

Tsianaloka
Tulear
601

Opening Hours

Monday 09:30 - 18:00
Tuesday 09:30 - 18:00
Wednesday 09:30 - 18:00
Thursday 09:30 - 18:00
Friday 09:30 - 18:00
Saturday 09:30 - 18:00
Sunday 14:30 - 18:00

Telephone

+261347195940

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le Régal posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Le Régal:

Share