12/11/2026
🍽️❤️ SUGGESTION DU CHEF – LES ROCHES ROUGES ❤️🍽️
😋 Mbola mitondra tsiro vaovao sy sakafo matsiro ho anao indray ny Chef-nay! Ireto avy ny sakafo voafantina manokana amin'ity herinandro ity, natao hampifaly ny tsironao. 🌴
🥗 Entrée – 10 000 Ar
• Œuf mimosa au poisson fumé
• Salade de poulet
🍽️ Plat – 20 000 Ar
• Calamar sauce piquante, riz
• Pièce de zébu sauce fromage, légumes sautés
🦐 Te-Pan aux fruits de mer – 35 000 Ar
🍨 Dessert – 10 000 Ar
• Crêpe surprise
• Assiette de papaye au miel
🇲🇬 Sakafo Malagasy – 20 000 Ar
• Henabaolina sy legioma
Na tia hazan-dranomasina ianao, na hena, na sakafo malagasy, dia misy safidy tsara ho anao!
Tongava miaraka amin'ny fianakaviana na namana hankafy sakafo matsiro sy fotoana mahafinaritra eto amin'ny Les Roches Rouges. ❤️
📞 Famandrihana : 032 05 875 80 / 032 05 875 81
🌴 Les Roches Rouges – Tsiro miavaka, fahafinaretana tsy hay hadinoina!